Kishore Kumar Hits

Dadi Love - Hihira ho anao (New singles 2019) текст песни

Исполнитель: Dadi Love

альбом: Hihira ho anao (New singles 2019)


Raha sendra ny ady mafy aho
Ianao no heriko
Raha sendra falifaly aho
Ianao no deraiko
Harena sarobidinao zaho oh-oh!
Raha ny fitiavanao aho
Tsy misy fetra
Ny fiainako jiaby
Foiko ho Anao
Talenta nomenao
Foiko ho Anao
Harena kely hananako
Foiko ho Anao
Ny heriko manontolo
Foiko ho Anao
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho anao aho Tompo
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao mandrakizay euh!
Ampahafantarinao ahy
Zay sitraky fo
Mba tsy hiainako anatin'ny haizina
Miondrika imasonao zaho oh!
Hidera sy hankalaza ny anaranao
Ny fiainako jiaby
Foiko ho Anao
Talenta nomenao
Foiko ho Anao
Harena kely hananako
Foiko ho Anao
Ny heriko manontolo
Foiko ho Anao
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao aho Tompo
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao mandrakizay euh!
Aleloia
Aleloia euh-euh!
Aleloia euh!
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao aho Tompo
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao mandrakizay euh!
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao aho Tompo
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao mandrakizay euh!
Hihira ho Anao, mandrakizay
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao aho Tompo
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao mandrakizay euh!
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao aho Tompo
Hihira euh-euh-euh!
Hihira ho Anao mandrakizay euh!

Поcмотреть все песни артиста

Другие альбомы исполнителя

Похожие исполнители

Shyn

Исполнитель

Ljo

Исполнитель