Denise - "BIO" Tsy hafoizako aminay agny Hatsarovako akagny Tsikitsiky vao mandraigna ah Masoandro tsy vangaigna ah Na mbola miady mafy Mirehareha zao fa gasy Hafa fogna rô nintaigna ah Aza adigno ny niaviagna eh Zahay na mijalijaly ih Zahay na tsy zarizary ih Fa zahay tsy fagnary ih Fihavanagna natao lova ah Mampihaiky olo jiaby ih Koa mbola hatsara-mbiavy ih Nosy feno hafaliagna ah Zay mandalo dia tamagna ah Mbola BIO Mbola BIO Gasikara BIO Raha jiaby BIO Mbola BIO Mbola BIO Gasikara BIO Raha jiaby BIO Oh Ya eh Oh Oh Ya eh Oh Ya eh oh Oh Ya eh Mmmh Malagasy tsy tia ady ih Zahay tsy tia maka-lagy Miavaka ano GASIKARA ah Zègny sendra ano dia tara ah Zava-boary mahavariagna ah Kanto sy feno hatsaragna ah Na mba tsara nin'olo oh Ninay tsy hamiako oh Zahay na mijalijaly ih Zahay na tsy zarizary ih Fa zahay tsy hifagnary ih Fihavanagna natao lova ah oh Mampihaiky olo jiaby ih Koa mbola hatsara-mbiavy ih Nosy feno hafaliagna ah Zay mandalo dia tamagna ah Mbola BIO Mbola BIO Gasikara BIO Raha jiaby BIO Mbola BIO (Bio) Mbola BIO (Bio) Gasikara BIO (Bio) Raha jiaby BIO (Bio) Oh Ya eh Oh Oh Ya eh Oh Ya eh oh Oh Ya eh Oh Ya eh Oh Oh Ya eh Oh Ya eh oh Oh Ya eh Mmmh Welcome to MADA Ano tongasoa ah Bienvenue chez moi Ano tongasoa eh Welcome tto MADA Ano tongasoa ah Bienvenue chez moi Ano tongasoa eh ohhhhh Mbola BIO Mbola BIO Gasikara BIO Raha jiaby BIO Mbola BIO (Bio) Mbola BIO (Bio) Gasikara BIO (Bio) Raha jiaby BIO (Bio) Oh Ya eh Oh Oh Ya eh Oh Ya eh oh Oh Ya eh