Tadrifin-drahona hono malala ny fitiavantsika Indraindray maloka Indraindray koa manorana Fa tsy misy olana Tsika no manazava Raha za no diavolana, ianao kintana mandravaka a Betsaka ihany ireo akia raha ireo tantaratsika Nandalovana ny ady mafana sy ny mangatsiaka Fa mbola eto foana e Tsika roa samy tsy hiala Diso ve ny tena raha hiteny hoe Izaho maka antsika Ampitsikina no hilazako fa Valimbavako ianao e Fanomezana avy ao ambony ao Nomenao ahy ilay tena notadiavako Tena nomeny e Misaotra anao Ray Ahy ny malalako, ary azy aho Zaho ho anao, ianao ahy Ahy ny malalako, ary azy aho e Ny foko omeko e Nenao koa omeo an'ahy Ahy ny malalako, ary azy aho e Zah ho anao, ianao ahy Ahy ny malalako, ary azy aho e Foko omeko e Nenao koa omeo an'aaahy ♪ Anio ianao dia hilazako ny tsiambarateloko Efa navadibadiko im-pito ny lelako ô Foko no avelako hiteny fa ny hafa aloha ferako Mombamomba ny ho avitsika no mandany ny lerako Dia manomboka eto ary inty ny tantaratsika Andriamanitra Ray be fitiavana no hitantana antsika Dia atolory ahy ny tananao e Tena faly aho manana anao e Ampitsikina no filazako fa Valimbavako ianao e Fanomezana avy ao ambony ao Nomenao ahy ilay tena notadiavako Tena nomeny e Misaotra anao Ray ♪ Ahy ny malalako,ary azy aho Zah ho anao, ianao ahy Ahy ny malalako, ary azy aho Foko omeko e Nenao omeo an'aaahy Ahy ny malalako,ary azy aho Zah ho anao, ianao ahy Ahy ny malalako, ary azy aho e Foko omeko e Nenao omeo an'ahy Ahy ny malalako,ary azy aho Zah ho anao, ianao ahy Ahy ny malalako, ary azy aho e Foko omeko e Nenao omeo an'aaaahy