Ny fanahiko no maniry an'Andriamanitra Fa mangetaheta anao ny fanahiko Andriamanitra ô Raha lavitra any izy na dia mahatsiaro anao Ranomasoko manjary hifalian'ny fahavaloko Nahoana no mitanondrika ianao Ry fanahy fa mitoloma anatiko ao Manantenà an'Andriamanitra ianao Fa mbola hidera an-tranon'i Jehovah.