Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Morning we rise Sun is shining and still we are complaining Complaining for what? Worrying about how much money I'm making Cause life is hard And I'm still thinking instead of living Cause I'm still alive Yeah I'm still breathing Isaorako ny ao ambony Fa mbola velona aho Isaorako ny ambony ao Fa mbola velona aho Isaorako ny ambony ao Fa mbola velona aho Isaorako ny ambony ao Fa mbola velona e Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, Fa mbola velona e Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm I call my mama on Skype I talk to Dad on Facetime I talk to God all the time Cause only him knows Where I'm going Cause only him knows Where I'm heading Tsy maninona raha diso indraindray Fomba izany fiainana daholo sady 'zah mbola tanora Mianatra ny lesoka no atao Fomba izany ny miaina irery tsy mba vita moramora Vehivavy ny tena mozika no atao 'Nefa toa nalaza hatramin'ny nono Eny be ny mihaino Eo ny mody mihaino Ny milaza tsy tia ahy 'nefa dia mbola mihaino 'Zaho 'nefa tsy maka lagy Ny fiainana tsy atao asiana lagy Fa sao dia antitra vetivety Satria mpandalo ihany isika ambony tany 'Nefa 'Zaho tsy mba maka lagy Ny fiainana tsy atao asiana lagy Fa sao dia antitra vetivety Satria mpandalo ihany isika ambony tany Isaorako ny ao ambony Fa mbola velona aho Isaorako ny ambony ao Fa mbola velona aho Isaorako ny ambony ao Fa mbola velona aho Isaorako ny ambony ao Ah Ouuh! Velona e Fa mbola velona e Mm-Hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm Eeh eeh eeh, mm-hmm