Isan'ora isa-minitra Mba mandinika ny fanaon'ny olona De mahatsapa fa izay miara-droa De mifanankim-po Efa ita t@ tele sy video Ny gazety sy ny radio Fa 'ty fiainana 'ty tsy milay raha vao tsisy fitia Zany vady zany e! N'aiza n'aiza eto ambonin'ny tany Fiadanana ny dikan'izany, hasambarana Tsiky sy tambitamby Hafaliana sy sangisangy Fa ny atsika roa no tsy mba toy izany Fa soamaravo teny ihany Satria ny revinao de mifamaly Ary isan'andro aho miaritra an'izany Mba miezaka aho ny mananihany Fa ianao misafoaka hatrany Mandinika ny tokony atao aho Fa sao mba lerany 'zao Tsy aleo ve re asina an'zany sao ho antitra eto ihany Satria ny revinao de mifamaly Ary isan'andro aho miaritra an'izany Mba miezaka aho ny mananihany Fa ianao misafoaka hatrany Mandinika ny tokony atao aho Fa sao mba lerany 'zao Tsy aleo ve re asina an'zany sao ho antitra eto ihany Lazainao fa tinao aho Hoe tia ahy ianao e! Lay za mitomany no tinao sa le za mitalaho Fa raha mba mila ny fitiavanao aho Mba mila ny tsikitsikinao e! Longolongo ve no setrin'izany, avonavona hatrany Marina fa tena tia anao aho, tia anao aho e! Kanefa refa misy an'izany De mba voatsindrona ihany Marina fa tena tia anao aho Tia anao aho e! Kanefa refa misy an'izany mahatsiaro voadona ihany Satria ny revinao de mifamaly Ary isan'andro aho no miaritra an'izany Mba miezaka aho ny mananihany Fa ianao misafoaka hatrany Mandinika ny tokony atao aho Fa sao mba leran'zao Tsy aleo ve re asina an'zany Fa sao ho antitra eto ihany K'izay no nahatonga ahy saika ilako andry Satria ianao toa tsy mamaly fitia Raha toa tsy kopy aho angamba de tany Soa ihany aho fa tafa e! K'izay no nahatonga ahy saika ilako andry Satria ianao toa tsy mamaly fitia Raha toa tsy kopy aho angamba de tany Soa ihany aho fa tafa e!...