Manatsiaro ny fahiny aho Fahiny mbola kely Mahatsiaro tsiaro foana satria: Mbola indro tsy afabela Ilay isika roa tany an-tsekoly Ilay isika tsy nifankalala akory Nanomboka mpinamana Vao niaraka Dia mirava avy mianatra iny Dia tafiara dalana Nefa raha vao mijohy dia tantara mitohy Le mirava avy mianatra iny Dia tafiara dalana Nefa raha vao mijohy dia tantara mitohy Betska ireo zavatra izay mety ampisaraka an! Maro loatra koa ny tsy itoviana Raha vao mifangarongaro nefa dia tsy maintsy miavana an! Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po Izay no ataovy ao an-doha sy miletika ao am-po o! o! o! Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po Mijery ny ankehitsiny aho Ny anio iainan-tsika Manotany tena lava aho satria Ianao tsy mino foana Dai mbola tsy matoky foana ianao Tsy mino ny efa vita Kanefa na roanjato pejy aza Tsy ampy ny tantaran'tsika Tsy hitanao ve io an? Fa tsy izao ve io Ny omaly tadidio fa banjino koa ny anio Itanao ve io an? Za mbola io Ny omaly tadidio fa banjino koa ny anio Betska ireo zavatra izay mety ampisaraka an! Maro loatra koa ny tsy itoviana Raha vao mifangarongaro nefa dia tsy maintsy miavana an! Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po Izay no ataovy ao an-doha sy miletika ao am-po Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po Betska ireo zavatra izay mety ampisaraka an! Maro loatra koa ny tsy itoviana Raha vao mifangarongaro nefa dia tsy maintsy miavana an! Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po Izay no ataovy ao an-doha sy miletika ao am-po Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po ...Na aminao io eh na amin'ahy Fa dia izai oa dia izay dia izay ao!!!