The rainforest is under attack The tree that's towering overhead now That has stood here for Who knows how long Is about to be brought to the ground We are with Miguel He is the illegal logger Who just cut down the tree Miguel what would you say, to those who would say That this is the rainforest, and it has to be saved My point of view is that This is my survival As long as there are trees We will cut them down (Malagasy) Aoka e Aoka e Aoka e E zalahy Maty ny zava boary Izay mandoro tanety Mandoro ala Ny doro tanety Manimba ny ala Ny olombelo mijaly Mijaly marary Marary tomany Miboridana ny tany Diso fanantenana Loza tena higagana Ambarambarako Ambarambarako Ambarambarako Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e (Amis Improvisation) Hey ey ey ey ey Aoka e Aoka e Ny doro tanety Manimba. ny. ala Ny. olombelo. mijaly Mijaly. tomany Mijaly. marary Miboridana. ny. tany Diso. fanantenana Tena. Loza. Higagana Oo oooo Maty. ireo. zava. maintso Ripaka. ny. ala Zava doza. no. hitranga Ny. toetra. ny. andro. mafana. mamanala Sady. marary Miboridana. ny. tany. e Diso. Fanantenana Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e Aoka e The rainforest is under attack